|
|
|
|

Teny iditra1  harom-pito sosona
Singan-teny  2 harona, 3 fito, 4 sosona
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 harona kely sy lehibe mifanarona hatrany, ho firaketana izay zavatra lalain' ny tompony
7 enti-milaza fitahirizan-javatra mahafa-po fa voaro sy voatandrina tsara ny zavatra ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 close watch over anything; lit. a basket with seven folds. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Trésor bien conservé, c' est comme une corbeille faite de sept corbeilles enfermées les unes dans les autres [2.415#2286]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11